Veste sy ny renibeny Maho Victhort

Manodidina ny 7 taona eo i Veste ary tsy fantatra ny daty nahaterahany. Namoy ny reniny noho ny aretina ilay zazalahy tamin’izy vao 2 na 3 volana teo ho eo.

 

Nanomboka teo dia notezain'ny renibeny Maho Victhort izy sy ny kamboty roa hafa, izay tsy manana asa ary tsy afaka mamatsy vola ny fianarany.