Sorlette sy ny renibeny Rode Phinne

Zazavavy tokony ho 7 taona eo ho eo i Sorlette, tsisy mahafantatra ny daty nahaterahany. Tsy manana ray izy no koa namoy ny reniny tamin’ny faha-4 taonany. Noho ny fisian'ny fanafihan'ny dahalo tao amin’ny tanànan’ny Belamoty dia nitsoaka ilay reniny niaraka tamin’ny zanany 3 (anisan’izany ny zaza vao teraka). Narary teny am-pandosirana anefa io reniny io ka maty noho izany.

 

I bebe Rode Phinne dia efa namoy ny zanany vavy 4 amin’ny 5 ary mikarakara ny zafikely maromaro taorian’ny nahafatesan’izy ireo no nandray azy. Manana zafikely kamboty telo izy amin’izao fotoana izao. Nanazava taminay i Rode Phinne fa noho ny fahanterany dia tsy afaka mikarakara tsara ireo ankizy ireo intsony izy. I Sorlette no zandriny indrindra amin'izy ireo ary noho ny tsy fahampian'ny fidiram-bola dia tsy afaka mandefa azy any an-tsekoly ny renibeny.

Vous pouvez nous faire un don sur le compte bancaire suivant:

Nirina e.V.

IBAN: DE75 1005 0000 0190 5652 92

BIC:  BELADEBEXXX

Banque: Berliner Sparkasse

Motif: parrainage scolaire à Menabe, Sorlette