Patricia miaraka amin’ny reniny Rasoa

5 taona i Patricia ary miara-mipetraka amin'ny reniny Rasoa, izay tsy mahatadidy akory ny daty nahaterahan'ny zanany. Maty nohon'ny aretina ny vadin'i Rasoa.

 

I Rasoa dia manan-janaka fito mianadahy no tsy manana asa ihany koa. Raha jerena ny zava-misy iainany dia tsy afaka ny handefa an'i Patricia any an-tsekoly izy.