Joseph sy ny nenitoany Claire

Zazalahy 9 taona i Joseph, tsy misy mahalala ny daty nahaterahany na ny taonany. Rehefa namoy ny reniny izy tamin’izy 4 taona teo ho eo, dia nanomboka nisotro toaka be ny rain’i Arandrianasolo ka tsy afaka nikarakara an’ilay zaza intsony.

 

Nony afaka kelikely, dia noraisin’ny nenitoany ilay zazalahy, izay sady tsy nanana asa no tsy nanam-bola hamelomana azy amin’ny zanany roa — mainka fa ny handefa azy any an-tsekoly.